Araka ny fandaminana avy amin'ny DIRECTION GENERALE DU TRESOR sy ny AGENCE COMPTABLE dia ATAO AO AMIN'NY SERVICE COMPTABLE - FACULTE EGS ny ALAKAMISY 8 DESAMBRA HATRAMIN'NY ZOMA 16 DESAMBRA 2022 isakin'ny maraina amin'ny 8H30 hatramin'ny 12H30 NY FANDOAVANA DROIT D'INSCRIPTION;
- ALAKAMISY 08/12/22: L1
- ZOMA 09/12/2022: L2
- ALATSINAINY 12/12/22: L1+M1
- TALATA 13/12/2022: L3
- ALAROBIA 14/12/2022: M1+M2
- ALAKAMISY 15/12/2022: L1,L2,L3
- ZOMA 16/12/2022: L1,L2,L3,M1,M2