Fampitam-baovao manokana ho an'ny mpianatra eto amin'ny Faculté EGS : mihemotra amin'ny fotoana ho lazaina amin'ny manaraka ireo FANADINANA eto amin'ny Faculté EGS nokasaina tanterahina amin'ny herinandron'ny Alatsinainy 31 Jolay (izany hoe ny 31 jolay hatramin'ny 04 aogositra).
Avis aux étudiants de la Faculté EGS : les différents examens au sein de la Faculté EGS, prévus pour la semaine du 31 juillet (c’est-à-dire du 31 juillet au 04 août), seront reportés à une date ultérieure.