FILAZANA HO AN’NY MPIANATRA FOAD GESTION (Edition 24/01/2024)
24/01/2024FILAZANA HO AN’NY MPIANATRA FOAD GESTION
Ticket Agence BNI : Ny mpianatra FOAD maniry handrotsaka vola eny amin’ny Agence BNI izay mitaky « ticket » dia alaina ao amin’ny Service Comptabilite Faculté EGS, manomboka ny alakamisy 25 sy zoma 26 Janvier 2024 , maimaimpoana ny fakana azy, fa tsy maintsy ny mpianatra no mankao satria anontaniana eo.
Fandoavana Justificatif n°2 : dia afaka aloa manomboka ny alakamisy 25 sy zoma 26 Janvier 2024
ao amin’ny Service Comptabilite Faculté EGS ao amin’ny sous sol Bâtiment B @9h à 11h
© Developed by CommerceLab