FILAZANA HO AN'NY MPIANATRA FOAD GESTION (Edition 07/12/2022)

08/12/2022


Araka ny fandaminana avy amin'ny DIRECTION GENERALE DU TRESOR sy ny AGENCE COMPTABLE dia ATAO AO AMIN'NY SERVICE COMPTABLE - FACULTE EGS ny ALAKAMISY 8 DESAMBRA HATRAMIN'NY ZOMA 16 DESAMBRA 2022 isakin'ny maraina amin'ny 8H30 hatramin'ny 12H30 NY FANDOAVANA DROIT D'INSCRIPTION;

- ALAKAMISY 08/12/22: L1

- ZOMA 09/12/2022: L2

- ALATSINAINY 12/12/22: L1+M1

- TALATA 13/12/2022: L3

- ALAROBIA 14/12/2022: M1+M2

- ALAKAMISY 15/12/2022: L1,L2,L3

- ZOMA 16/12/2022: L1,L2,L3,M1,M2

«
© Developed by CommerceLab